|
|
|
|

Entry1 ro mangazafy
Elementary words  2ro, 3mangazafy
Part of speech  4 locution
Explanations in Malagasy  5 ro marihitra matsiro, fomba fahandroana vorona ka atao ketsaketsa rano fa tsy ritina [1.1#834]
6 ro misy menaka misomidika [1.1#619]
Explanations in English  7 [ro manga zafy] a particular kind of gravy well cooked [1.2#521]
Explanations in French  8 un bouillon épais, succulent, délicieux [1.3#538]
Examples  9 Ny sakafo dia hena atao nahandro be, atao ro mangazafy, ka ny sira atao mangidy molaly, ary ny vary koa aza rarahana sira manta. [1.437#]

Updated on 2025/09/12